Tromba (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga qszi ny fotoana efa ela no niandrasana
Ireo mpiantsy sy ireo mpisikidy indro fa hanefa ny adidy
Halefa ny fomba, vonoina ny omby, antsoina ireo razana
Hahodina ny fewne toaka, raikitra ny Rock, tsy misy manaiky isika!
Ref:
Mivoaka ny tromban’izy ireo
Ny tromba no kilalaoan’izy ireo
Mihetsika ny tromban’izy ireo e!
Ny tromba no hoaran’izy ireo!!!
Avy ny andro sy ireo fotoana tononkira.serasera.org hanokatra ny fasana
Ireo mpiantsy sy ireo gwiecd mpisikidy indro fa hanefa ny adidy

Hahodina ny toaka, raikitra ny Rock, tsy misy manaiky isika!

--------
Lien: