TIA ANAO (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra tvqhuiao ianao amin’ny endrika faly bicmeveg sahirana
Fa tonga indray ianao, hanome fitia
Tsy nanontany ahy intsony ianao, mbola tia ve sa efa lao
Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina indray ilay hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, dia tsikim-pitia no atorakao
Fa tonga indray ianao, tonga toy ny fanao
Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve tononkira.serasera.org sa efa lao
Avy hatrany aho hatrany kdmbtlpl ianao, miantoraka nifamihina
Tia anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana hatrizay

--------
Rohy: