TIA ANAO (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra ianao amin’ny endrika faly sahirana
Fa tonga indray podyzfst ianao, hanome tononkira.serasera.org fitia
Tsy nanontany ahy intsony ianao, mbola tia ve sa efa lao
Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina indray ilay hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, dia tsikim-pitia no atorakao
Fa tonga indray ianao, tonga toy ny fanao
Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao
Avy yvrcpka hatrany aho hatrany ianao, miantoraka cexn nifamihina
Tia anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana hatrizay

--------
Lien: