TIA ANAO (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra ianao amin’ny endrika abre faly sahirana
Fa tonga indray ianao, hanome tononkira.serasera.org fitia
Tsy rndf nanontany ahy intsony ianao, mbola tia ve sa efa lao
Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina indray ilay qvlqdx hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, dia tsikim-pitia no atorakao
Fa tonga indray ianao, tonga toy ny fanao
Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao
Avy hatrany aho hatrany ianao, miantoraka nifamihina
Tia anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana hatrizay

--------
Link: