Mbola tia Ve (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra ianao amin’ny endrika faly sahirana
Fa tonga indray ianao, hanome fitia
Tsy nanontany ahy intsony ianao, mbola izgcw tia ve sa efa lao
Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany
refrain:*2 fois
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina indray ilay hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, dia tsikim-pitia no atorakao
Fa tonga indray ianao, tononkira.serasera.org tonga toy ny fanao
Tsy dflruxd nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao
Avy hatrany aho hatrany ianao, miantoraka nifamihina
refrain:*2 fois
Tia anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana
hatrizay http://tononkira.serasera.org/hira/tselatra/tia-anao Tsiky dia vkmfig ampy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 1226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rijabotabb
Daty : 15/04/2016 11:35