Mbola tia Ve (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra ianao amin’ny endrika faly sahirana
Fa tonga indray ianao, hanome fitia
Tsy nanontany ahy intsony ianao, kbvyu mbola tia ve sa efa lao
Fa ny molotrao ihany quaqm natolotrao ho ahy izany
refrain:*2 fois
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina indray ilay hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, iqwguc dia tsikim-pitia no atorakao
Fa tonga indray ianao, tonga toy ny fanao
Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao
Avy hatrany aho hatrany ianao, miantoraka nifamihina
refrain:*2 fois
Tia anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana
hatrizay http://tononkira.serasera.org/hira/tselatra/tia-anao Tsiky dia ampy tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TselatraVisites : 1289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rijabotabb
Date : 15/04/2016 11:35