Mbola tia Ve (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra ianao amin’ny endrika faly sahirana
Fa tonga indray ianao, hanome fitia
Tsy nanontany ahy intsony ianao, mbola tia ve sa efa lao
jbojnpi Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany
refrain:*2 fois
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina indray tononkira.serasera.org ilay hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, dia tsikim-pitia aietighi no atorakao
Fa tonga indray ianao, tonga toy ny fanao
Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao
Avy hatrany aho hatrany ianao, miantoraka nifamihina
refrain:*2 fois
Tia ifirerhg anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana
hatrizay http://tononkira.serasera.org/hira/tselatra/tia-anao Tsiky dia ampy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TselatraHits : 1173
Likes : 0 Like
Created by : rijabotabb
Date : 15/04/2016 11:35