Mifalia (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia amin'ny fanantenana
Miareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana
Fa unkefql Andriamanitra dia fitiavana
1-Midera Anao aho Tompo atcsahuz ô
Hankalaza ny anaranao masina
Satria…
Masina ianao ry Kristy
Mpanjakan'ny mpanjaka eia
tononkira.serasera.org Tompo sy Andriamanitray
Mpanjakan' ny tany sy ny lanitra
2-Mihira aho ho fiderana Anao
Mihira aho ho Voninahitrao
Satria…
Mandrakizay ny Fitiavanao
Mandrakizay ny Famindram-po
Mandrakizay ny Fahasoavanao
lgknj Mandrakizay ny Fanjakanao
Miareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana
Fa unkefql Andriamanitra dia fitiavana
1-Midera Anao aho Tompo atcsahuz ô
Hankalaza ny anaranao masina
Satria…
Masina ianao ry Kristy
Mpanjakan'ny mpanjaka eia
tononkira.serasera.org Tompo sy Andriamanitray
Mpanjakan' ny tany sy ny lanitra
2-Mihira aho ho fiderana Anao
Mihira aho ho Voninahitrao
Satria…
Mandrakizay ny Fitiavanao
Mandrakizay ny Famindram-po
Mandrakizay ny Fahasoavanao
lgknj Mandrakizay ny Fanjakanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thierry d'IhorombeVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 01/09/2026 20:24
