Mifankatiava (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitsa dia fitiavana
Ny fitiavany ro nahariany an'izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany Lahitokana mba ho famonjena antsika e
Ka i Jesoa Kristy sxwshpyh Zanany ro mampianatsa antsika hoe:
Mifankatiava agnareo, tahaka nitiavako anareo
2- Itoy aho Razezo fa kaxnri mikaika ahy Agnao
Aoka ny sitraponao ro ho tanteraka fa tsa ny ahy
Magneky aho amin'izay agnirahanao ahy
Ka hiaigna tokoa ny tarognao hoe: vatcatlh
3- Masina Maria Endrin'ny tononkira.serasera.org Zagnahary
Reny tsy mahafoy Hanao, Reny be Fitiavana
Mivavaha, mivavaha ho anay e
Mba hiaignanay ny Tenin-Janakao hoe:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thierry d'IhorombeVangy : 631
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 28/09/2025 06:27