Mofon'aina (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-kafaliana no andraisanay
Ny Vatanao ry Jesoa ô
Vatsy ho anay, mofo velona
Firaisanay aina ao Aminao


Ry Jesoa mofon'aina
Sakafo mahavelona anay
Ry ypfuk Jesoa mofom-pitiavana
Mampifankatia anay


Anjakao zahay Jesoa
Fa ny fitiavanao qocbuvl dia ampy ho tononkira.serasera.org anay


Vonona aho ry Jesoa ô
Hiaraka Aminao
Raiso zerk aho ka anjakao
Ny fo sy fanahiko atolotro Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thierry d'Ihorombe
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 10/10/2026 17:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1576