Andeha anaka miasa (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maniraka antsika e Andrriamanitra
Isika toko telo mahamasa-nahandro
No tompon'andraikitra sy hanatanteraka
Hizara hafaliana sy fanantenana
Ary fiadanana ho an'ny olona rehetra.

Isika no Fiangonana velona
Irahin'ny Fanahin'Andriamanitra
Hitondra ny tsara ; hifampizara ny soa
Hanao ny irak'i Jesoa ô
Hanatanteraka ny Teniny hoe .
Andeha anaka miasa any amin'ny an-tanim-
boaloboko anio ... (x4)

2-Maniraka antsika Andriamanitra
Tsy sasatra izy miteny amintsika hoe :
Mandehana ianareo ho amin'izao tontolo izao
Mitoria ny Evanjely amin'ny voaary rehetra
Aoka ny sitraponao Tompo no tanteraka aminay.

3-Ampianaro izahay e ! Fanahy Masina ô
Mba hiaina ny rariny avy aminao
Hijoro ho iray, ho Eglizy iray
Handavorarry ny asan'ny ilay Mahery (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thierry d'Ihorombe
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 05/02/2026 06:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0843