Masina Maria Reny (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I) Masina Maria Reninay ianao
Ianao ilay mamirampiratra mandrakariva
Eo amin’ny fiainanay
Nitondra Fanantenana sy hafaliana ho anay
Tamin’ny alalan’i Jesoa Zanakao
Masina Maria Renin’Andriamanitra a! ala!
Reny tsy mahafoy anay ianao
Nipoiran’ny famonjena ho an’izao uqlmiye tontolo izao
Ianao mampiray ny Lanitra sy Tany
II) Masina Maria fahasitranan’ny marary
Sitrano ny aretinay fafao ny ranomasonay
Zarao hafaliana lnmrfjnj ireo malahelo
F’ianao cyulm no vonjin’ny Kristianina
III) Masina Maria Renin’ny Fahasoavana
Ampio izahay hanaiky sy tononkira.serasera.org handray ny sitrapon’ny Ray
Hiaina sy hanantanteraka ny Tenin’i Jesoa ô
Mba azahoanay, ny Rojom-pahasovana.
IV) Masina Maria virijiny be indrafo
Virijiny mahatoky fitaratry ny fahamarinana
Lapan’ny Fahendrena Fototrin’ny fahasoavana
Masina Maria, mivavaha ho anay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thierry d'IhorombeVangy : 147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 01/10/2026 21:21