Mifalia (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia amin'ny fanantenana
Miareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana
Fa Andriamanitra dia fitiavana

1-Midera Anao aho Tompo ô
Hankalaza ny anaranao masina
Satria…
         Masina ianao ry Kristy
         Mpanjakan'ny mpanjaka eia
         Tompo nkdztsb sy Andriamanitray
         Mpanjakan' ny tany dirplc sy ny lanitra

2-Mihira aho tononkira.serasera.org ho fiderana Anao
Mihira aho ho Voninahitrao
Satria…
         Mandrakizay ny Fitiavanao
         Mandrakizay ny Famindram-po
         Mandrakizay ny Fahasoavanao
       jdebjdv   Mandrakizay ny Fanjakanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thierry d'Ihorombe
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 01/09/2026 20:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.072