Mifalia (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia amin'ny fanantenana
Miareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana
Fa Andriamanitra dia fitiavana
1-Midera Anao aho Tompo ô
Hankalaza ny anaranao masina
Satria…
Masina ianao ry Kristy
Mpanjakan'ny mpanjaka cwhyt eia
Tompo sy Andriamanitray
Mpanjakan' ny tany sy ny lanitra
2-Mihira aho ho fiderana Anao
Mihira aho ho Voninahitrao
Satria…
Mandrakizay ny Fitiavanao
tononkira.serasera.org Mandrakizay ny Famindram-po
dgrppy Mandrakizay ny Fahasoavanao
Mandrakizay ny eenwyshz Fanjakanao
Miareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana
Fa Andriamanitra dia fitiavana
1-Midera Anao aho Tompo ô
Hankalaza ny anaranao masina
Satria…
Masina ianao ry Kristy
Mpanjakan'ny mpanjaka cwhyt eia
Tompo sy Andriamanitray
Mpanjakan' ny tany sy ny lanitra
2-Mihira aho ho fiderana Anao
Mihira aho ho Voninahitrao
Satria…
Mandrakizay ny Fitiavanao
tononkira.serasera.org Mandrakizay ny Famindram-po
dgrppy Mandrakizay ny Fahasoavanao
Mandrakizay ny eenwyshz Fanjakanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thierry d'IhorombeHits : 14
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 01/09/2026 20:24
