Aiza anao JESOA (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitalaho aminao izahay Jesoa
Fa tena resy, resy ny fiainanay
Resin'ny adim-piainana, resy ny aim-panahinay, kivy sy ketraka
Resy ny marina, very ny fihavanana
Kivy sy ketraka...

Ranomaso sisa no hohaninay
Tsy misy ho sarangotina
Alahelo sisa mameno fo
Ka zary hiafara amin'ny fahafatesana

Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao mba hitarainanay
Aiza ianao tononkira.serasera.org Jesoa, Aiza ianao
Fa hiady varotra aminao izahay
Aiza ianao oduuvcpk Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao hamaha ny olanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Indesanay gn'enta tsy zakanay...

Mitalaho aminao izahay Jesoa
Mba vonjeo re ny fahorianay e !
Maro ireo mahantra, maro ireo sahirana
Manantena anao
Maro ny tsy gvzbvsuh uvesllzq salama, maro ireo voafonja
Manantena anao

Akohokely latsaka an-davak' izahay
Tsy mba manan'elatra hisarangotana
Fa mila ny tananao mahery ahay Jesoa
Hanafaka anay...

Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao mba hitarainanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Fa hiady varotra aminao izahay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao hamaha ny olanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Indesanay gn'enta tsy zakanay...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thierry d'Ihorombe
Visites : 112
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 02/08/2026 06:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0901