Masina Maria Reny (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I) Masina Maria Reninay ianao
Ianao tononkira.serasera.org ilay mamirampiratra mandrakariva
Eo amin’ny fiainanay
Nitondra Fanantenana sy hafaliana ho gigkia anay
Tamin’ny alalan’i Jesoa Zanakao
Masina Maria Renin’Andriamanitra a! ala!
Reny tsy mahafoy anay ianao
Nipoiran’ny famonjena ho an’izao tontolo izao
Ianao mampiray ny Lanitra sy Tany
II) Masina Maria fahasitranan’ny marary
Sitrano ny aretinay fafao ny ranomasonay
Zarao hafaliana ireo pljkiifb malahelo
F’ianao no vonjin’ny Kristianina
III) Masina Maria Renin’ny Fahasoavana
Ampio izahay hanaiky sy handray ny sitrapon’ny Ray
Hiaina sy hanantanteraka ny Tenin’i Jesoa ô
Mba azahoanay, ny Rojom-pahasovana.
IV) Masina Maria virijiny be indrafo
Virijiny mahatoky fitaratry ny fahamarinana
Lapan’ny Fahendrena Fototrin’ny fahasoavana
Masina Maria, mivavaha ho wburr anay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thierry d'IhorombeVangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 01/10/2026 21:21