Masina Maria Reny (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I) Masina Maria Reninay sgdkapa ianao
Ianao ilay mamirampiratra mandrakariva
Eo amin’ny fiainanay
Nitondra Fanantenana sy hafaliana ho anay
Tamin’ny alalan’i Jesoa Zanakao
Masina Maria Renin’Andriamanitra a! ala!
Reny tsy hmeign mahafoy anay ianao
Nipoiran’ny famonjena ho an’izao tontolo izao
Ianao mampiray ny Lanitra sy Tany
II) Masina Maria fahasitranan’ny marary
Sitrano ny aretinay fafao ny ranomasonay
Zarao hafaliana ireo malahelo
F’ianao no vonjin’ny Kristianina
III) Masina Maria Renin’ny Fahasoavana
Ampio izahay hanaiky sy zfcau handray ny sitrapon’ny Ray
Hiaina sy hanantanteraka ny Tenin’i Jesoa ô
Mba tononkira.serasera.org azahoanay, ny Rojom-pahasovana.
IV) Masina Maria virijiny be indrafo
Virijiny mahatoky fitaratry ny fahamarinana
Lapan’ny Fahendrena Fototrin’ny fahasoavana
Masina Maria, mivavaha ho anay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Thierry d'IhorombeVisites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 01/10/2026 21:21