Mifalia (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia amin'ny fanantenana
Miareta amin'ny fahoriana
Mahareta amin'ny fivavahana
Fa Andriamanitra dia fitiavana

1-Midera Anao aho Tompo ô
Hankalaza ny yidlhto anaranao masina
Satria…
         Masina ianao ry Kristy
         Mpanjakan'ny mpanjaka tononkira.serasera.org eia
         Tompo sy Andriamanitray
         Mpanjakan' ny tany sy ny rvsx lanitra

2-Mihira aho ho fiderana Anao
Mihira aho ho Voninahitrao
Satria…
         Mandrakizay wcler ny Fitiavanao
         Mandrakizay ny Famindram-po
         Mandrakizay ny Fahasoavanao
         Mandrakizay ny Fanjakanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thierry d'Ihorombe
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 01/09/2026 20:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299