Masina Maria Reny (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I) Masina Maria Reninay ianao
Ianao ilay mamirampiratra mandrakariva
Eo amin’ny fiainanay
Nitondra Fanantenana sy hafaliana ho anay
Tamin’ny alalan’i Jesoa Zanakao

Masina Maria Renin’Andriamanitra a! ala!
Reny tsy mahafoy anay ianao
Nipoiran’ny bjmk famonjena ho an’izao tontolo izao
Ianao mampiray ny Lanitra sy Tany

II) Masina Maria fahasitranan’ny marary
Sitrano ny aretinay fafao ny ranomasonay
Zarao hafaliana ireo malahelo
F’ianao no vonjin’ny Kristianina

III) hxvxdm Masina Maria Renin’ny Fahasoavana
Ampio izahay hanaiky sy handray ny sitrapon’ny Ray
Hiaina sy hanantanteraka ny Tenin’i Jesoa ô
Mba azahoanay, adkwg ny Rojom-pahasovana.

IV) Masina Maria virijiny be indrafo
Virijiny mahatoky fitaratry tononkira.serasera.org ny fahamarinana
Lapan’ny Fahendrena Fototrin’ny fahasoavana
Masina Maria, mivavaha ho anay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Thierry d'Ihorombe
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 01/10/2026 21:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511