Antso (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny antsonao niantefa tamiko Tompo ô
No nanosika ahy hisafidy ny lalanao
Tsapako fa momba ahy Agnao
Ka vonona aho ny ho irakao

    ANDRIAMAGNITSO
Inty aho vonona, ka raiso
Inty aho vonona tononkira.serasera.org ho irakao
Aoka ny fitiavanao tsa hiala aminay
Aoka ny sitraponao ho tanteraka aminay

MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ZAGNAHARY E
          Tsa hangatak'andro aho
          F'agnao ro anton'ny havelomako  
          Eny mitsaotsa Anao aho Raiko
          F'izany no sitraponao

2-Magniraka Agnao Razezo manao hoe:
Ndeha anaka miasa any amin'ny tanimboaloko
Anio manaiky Anao aho
Ho voninahitsao ny Ray ô

      ANDRIAMAGNITSO
   Inty aho vonona, ka raiso
   Inty aho vonona ho irakao
   Aoka ny fitiavanao tsa hiala aminay
   Aoka ny sitraponao ho tanteraka aminay

MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ZAGNAHARY E
          Tsa hangatak'andro aho
         jktrx  F'agnao ro anton'ny havelomako  
          Eny mitsaotsa Anao aho Raiko
  twzf         Fa izany no sitraponao

3-Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo
Nanosotra ahy hitory vaovao Mahafaly e!
Niantso ahy hifampizara soa
Amin'ireo mpiara-belona

Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo
Nanosotra ahy hitory vaovao Mahafaly e!
Niantso ahy hifampizara soa
Mba hisehoan'ny Voninahitrao mpahary anay e

MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ydbljiih ZAGNAHARY E
          Tsa hangatak'andro aho
          F'agnao ro anton'ny havelomako  
          Eny mitsaotsa Anao aho Raiko
          Fa izany no sitraponao

MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ZAGNAHARY E
Misaotsy Anao ahay misaotsy Anao bevata
Misaotsy e misaotsy e, misaotsy Anao Zagnahary e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thierry d'Ihorombe
Vangy : 120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 02/08/2026 07:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0946