Antso (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny antsonao niantefa tamiko Tompo ô
No nanosika ahy hisafidy ny lalanao
Tsapako fa momba ahy Agnao
Ka vonona aho ny ho irakao
ANDRIAMAGNITSO
Inty aho vonona, ka raiso
Inty aho vonona ho irakao
Aoka ny fitiavanao tsa hiala aminay
Aoka ny sitraponao ho tanteraka aminay
MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ZAGNAHARY E
Tsa hangatak'andro aho
F'agnao ro anton'ny havelomako
tononkira.serasera.org Eny mitsaotsa Anao aho Raiko
F'izany no sitraponao
2-Magniraka Agnao Razezo manao hoe:
Ndeha anaka miasa any amin'ny tanimboaloko
Anio manaiky Anao aho
Ho voninahitsao ny Ray ô

ctwj F'agnao ro anton'ny havelomako
Eny mitsaotsa Anao aho Raiko
Fa izany no sitraponao
3-Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo
Nanosotra ahy hitory vaovao Mahafaly e!
Niantso ahy hifampizara soa
Amin'ireo mpiara-belona
Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo
Nanosotra ahy rljbbipy hitory vaovao Mahafaly e!
Niantso ahy hifampizara soa
Mba hisehoan'ny Voninahitrao mpahary anay e
MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ZAGNAHARY E
Tsa hangatak'andro aho
egzumy F'agnao ro anton'ny havelomako
Eny mitsaotsa Anao aho Raiko
Fa izany no sitraponao
MISAOTSE MISAOTSE MISAOTSE AGNAO ZAGNAHARY E
Misaotsy Anao ahay misaotsy Anao bevata
Misaotsy e misaotsy e, misaotsy Anao Zagnahary e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Thierry d'IhorombeVisites : 121
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 02/08/2026 07:03