TSY HO AMIM-PISENTOANA (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. rlypgzxb
Tsy ho amim-pisentoana intsony Tompo ô
Fa ho amim-pifaliana ny hanompoako anao
Fa satria izao Tompo tononkira.serasera.org masina ô
Efa nentinao anie ny anjara ziogako
zakanao ny mafy mba ho fiadanako
Izay nanjo anao Ry Tompo indreo ny sariny
Fa mivelatra ato am-poko fa toa tkcl tsy rariny
Raha mbola mety hisy aza tomany vokatr’izany
Dia hozakaiko ry Raiko zay atolotrao
Mba ho ahy mpanomponao
2
Ny zava-nampahory sy nampisento koa
Nangina sy natory ka sitrana awrtja ny fo
Indro teo hianao Tompo tena tia
Fa nanaiky hisolo voina ity ondry nania
Efa very hatrizay fa hitanao indray
Raha nitodika nijery izay vitako
Tsapako aho fa tena very noho ny ditrako
Nefa Andriamanitra tsy mandinika heloka
fa mamindra fo tokoa sy mahari-po Misaotra ry Tompoko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Telonohorefy FamonjenaVangy : 1759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:52