SOA IHANY (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kavvkhjf 1-Namely mafy loatra ahy re ry Ray
Ny asa ratsin’ireo fakam-panahy
Saiky babony tokoa e izany whknrxxr foko
Soa ihany Ianao Jesosy ô no tsaroako ka antsoiko
Ref: Ilay Anaranao feno hery sy mahagaga
Mampiaiky olom-bery
Vao voateny na tononona tononkira.serasera.org ao am-bava
Dia avy hatrany mampisava aizim-pito ho mazava
2-Raha mangirifiry aho indraindray
Noho ny tsora-kazo mivaivay
Savolaina tena kivy ny ao am-poko

………………………………………………………………..
3-Raha mifaly noho kwpr ny fitahiaNao ahy
Ravoravo ‘zay rehetra ao anatiko ao
Ranomasom-pifaliana no isoko

……………………………………………………………….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Telonohorefy FamonjenaVangy : 1574
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 24/06/2021 09:30