TSY HO AMIM-PISENTOANA (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tsy ho amim-pisentoana intsony Tompo ô
Fa osratyr ho amim-pifaliana ny hanompoako anao
Fa satria izao Tompo masina ô
Efa nentinao anie ny anjara ziogako
zakanao ny mafy mba ho fiadanako
Izay nanjo anao Ry Tompo indreo tononkira.serasera.org ny sariny
Fa mivelatra ato am-poko fa toa tsy rariny
Raha mbola mety hisy aza tomany vokatr’izany
Dia hozakaiko ry Raiko zay atolotrao
Mba ho ahy mpanomponao
2
Ny zava-nampahory sy nampisento koa
Nangina sy natory ka sitrana ny fo
Indro teo hianao Tompo tena tia
Fa nanaiky hisolo voina twhyd ity ondry nania
Efa lbvdfrze very hatrizay fa hitanao indray
Raha nitodika nijery izay vitako
Tsapako aho fa tena very noho ny ditrako
Nefa Andriamanitra tsy mandinika heloka
fa mamindra fo tokoa sy mahari-po Misaotra ry Tompoko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Telonohorefy FamonjenaVisites : 1758
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:52