NOHO NY TENY (Telonohorefy Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Feon-kira fidiran’ny Fefi ambony estrade)

1
Misinda tsy misy tsaroako Ny ota nameno ny foko
Rehefa injay misoko Ny rivom-pitiavana
Toa mandry tsy misy ahiahy Mitombo ny aim-panahy
Mandre ny teny manao hoe Voavela ny helokao

fiv.
Mba tiako satriko foana
Ho eto antranonao
Eto mantsy aho no mihaona
Sy miresaka Aminao

2
Tsy misy mihitsy eto an-tany, Mahita ny ankoatra any
Kanefa noho ny teny hoe :
Hisy hafaliambe Any an-danitra any Noho ny mpanota izay
Mifona sy mitomany Handao ny ota hatrizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Telonohorefy Famonjena
Vangy : 1522
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.113