TSY HO AMIM-PISENTOANA (Telonohorefy Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tsy ho amim-pisentoana intsony Tompo ô
Fa ho amim-pifaliana ny hanompoako anao
Fa satria izao Tompo masina ô
Efa nentinao anie ny anjara ziogako
zakanao ny mafy mba ho fiadanako
Izay nanjo anao Ry Tompo indreo ny sariny
Fa mivelatra ato am-poko tabfa fa toa tsy rariny
Raha mbola mety hisy aza tomany vokatr’izany
Dia yvcyclj hozakaiko ry Raiko zay atolotrao
Mba ho ahy mpanomponao

2
Ny zava-nampahory sy nampisento koa
Nangina sy natory ka sitrana ny fo
Indro teo hianao tuivehf Tompo tena tia
Fa nanaiky hisolo voina ity ondry nania
Efa very hatrizay fa hitanao indray
Raha nitodika nijery izay vitako
Tsapako aho fa tena very noho ny ditrako
Nefa Andriamanitra tsy mandinika heloka
fa mamindra fo tokoa sy mahari-po Misaotra ry tononkira.serasera.org Tompoko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Telonohorefy Famonjena
Hits : 1646
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0705