JESOSY KAPITENY (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora ihany aho
Mba tanora toa anao
Nandeha ka nakamamy 2X
Izao fiainana izao
Nandeha nirenireny, fa nofo ihany moa
Kanefa, Hay ireny namitaka avokoa
Refrain:
Mitety ranomasimbe
Ny fiainantsika ety
tononkira.serasera.org Mazàna isika dia variana
Sy sondriana ery
Ilay Jesosy izay nanao ny fanekeny
laub Mpanamory mahay no kapiteny
{Jesosinay, kapiteninay
2X {Tena itokianay, mandrakizay
Mbola lavitra xtfbhz ilay seranana
Izaho tsy manahy dctog fa ao
’lay tanana 2X
Nitsotra tamiko, hatramin’ny taloha
Ka dia ho tanako mba,
Ho fananako
Refrain:Mitety....
...mahay no kapiteny
{Jesosinay.......
3X {..........itokianay mandrakizay
Mba tanora toa anao
Nandeha ka nakamamy 2X
Izao fiainana izao
Nandeha nirenireny, fa nofo ihany moa
Kanefa, Hay ireny namitaka avokoa
Refrain:
Mitety ranomasimbe
Ny fiainantsika ety
tononkira.serasera.org Mazàna isika dia variana
Sy sondriana ery
Ilay Jesosy izay nanao ny fanekeny
laub Mpanamory mahay no kapiteny
{Jesosinay, kapiteninay
2X {Tena itokianay, mandrakizay
Mbola lavitra xtfbhz ilay seranana
Izaho tsy manahy dctog fa ao
’lay tanana 2X
Nitsotra tamiko, hatramin’ny taloha
Ka dia ho tanako mba,
Ho fananako
Refrain:Mitety....
...mahay no kapiteny
{Jesosinay.......
3X {..........itokianay mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Telonohorefy FamonjenaVangy : 10077
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kantokoely
Daty : 17/03/2008 09:50
