MIOMANA HIANAO (Telonohorefy Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Hira fiderana isan’andro no vetenso raha mbola azo atao satria Hazavana lehibe toa masoandro no mitsinjo antsika izao Tsy mba misy azo hafenina anie ny fo eo amin-dRay, tandremo ! Raha mbola misy ihany azo harenina, dia aoka izao.

Fiv. Miomana, miomana hianao,
Miomana fa ndrao Efa akaiky ny fotoana,
Hiavian’ilay nifidy anao
Mitsangana ka mandehana hianao,
Ambarao sy lazao
Ndrao mbola misy ihany tsy mba nandre
Ho adinin’ny Tompo hianao.

2 Mandalo anie ny fotoana ka raha mety ihany dieny izao, miaingaha Fa mielina toa zava-poana no hivahiniananao Aoka ho tsaroanao hatrany fa ny ampitso anie tsy fantratrao, noho izany Ndeha hiara-dia, hitory fitia izay nozarainy taminao.

3 Moa mba fantatrao fa ny anjely ao andanitra ao dia faly ery , mihira mankalaza na dia kely dia kely, mihoatr’amin’ny Rainy Ts’isy sento, ts’isy tomany intsony fa satria voavonjy, voavonjy Koa handeha isika ety an-tany, Hanatona ny mpamonjy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Telonohorefy Famonjena
Vangy : 1420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725