Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitanao ny adin-tsaiko (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho mba tsy hianahana
Mandritry ny andro hiainako ety
Atotory ejwzvd ahy koa ny lalàna
Ndrao misakana ny diako ho ary
Fa satria hianao dia hianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanara-maso ahy sy nfkyjtob nijery
Noho 'reo ranomasoko 'zay mijohy
Fiv
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho fa mila anao
Mila anao
Tano aho ho eo akaikinao
hanaraka Anao, hianoka eo antratranao
F’izany no hetahetan’ity zanakao
Eo akaikinao no mba fikasakao,
Na dia zzmctni fantatro ho mafy aza re
Satria hitako fa tsy misy hialàko
Hanatrehako ilay mazava be
Ho tsiahivinao anay avokoa,
Ny anjara asa avy Aminao
Mety angahiahy sy mila hitriatra ny fo
Satria marina ny tononkira.serasera.org fitsaranao
Mandritry ny andro hiainako ety
Atotory ejwzvd ahy koa ny lalàna
Ndrao misakana ny diako ho ary
Fa satria hianao dia hianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanara-maso ahy sy nfkyjtob nijery
Noho 'reo ranomasoko 'zay mijohy
Fiv
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho fa mila anao
Mila anao
Tano aho ho eo akaikinao
hanaraka Anao, hianoka eo antratranao
F’izany no hetahetan’ity zanakao
Eo akaikinao no mba fikasakao,
Na dia zzmctni fantatro ho mafy aza re
Satria hitako fa tsy misy hialàko
Hanatrehako ilay mazava be
Ho tsiahivinao anay avokoa,
Ny anjara asa avy Aminao
Mety angahiahy sy mila hitriatra ny fo
Satria marina ny tononkira.serasera.org fitsaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Telonohorefy FamonjenaVangy : 4374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 19:37
