Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitanao ny adin-tsaiko (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho mba tsy hianahana
Mandritry ny andro hiainako ety
Atotory ahy koa ny lalàna
Ndrao misakana ny diako ho ary
Fa satria hianao dia hianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanara-maso ahy sy nijery
Noho 'reo ranomasoko 'zay mijohy
Fiv
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho qshd tononkira.serasera.org fa mila anao
Mila anao
Tano aho ho eo akaikinao
hanaraka Anao, hianoka eo antratranao
F’izany no hetahetan’ity kpmawx zanakao
Eo akaikinao no mba fikasakao,
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria hitako fa tsy misy hialàko
Hanatrehako ilay mazava be
Ho tsiahivinao anay avokoa,
Ny anjara asa avy Aminao
Mety qpacu angahiahy sy mila hitriatra ny fo
Satria marina ny fitsaranao
Mandritry ny andro hiainako ety
Atotory ahy koa ny lalàna
Ndrao misakana ny diako ho ary
Fa satria hianao dia hianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanara-maso ahy sy nijery
Noho 'reo ranomasoko 'zay mijohy
Fiv
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho qshd tononkira.serasera.org fa mila anao
Mila anao
Tano aho ho eo akaikinao
hanaraka Anao, hianoka eo antratranao
F’izany no hetahetan’ity kpmawx zanakao
Eo akaikinao no mba fikasakao,
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria hitako fa tsy misy hialàko
Hanatrehako ilay mazava be
Ho tsiahivinao anay avokoa,
Ny anjara asa avy Aminao
Mety qpacu angahiahy sy mila hitriatra ny fo
Satria marina ny fitsaranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Telonohorefy FamonjenaHits : 4373
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 19:37
