Hitanao ny adin-tsaiko (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho mba tsy hianahana
Mandritry ny andro hiainako ety
Atotory ahy koa ny lalàna
Ndrao misakana ny diako ho ary
Fa satria hianao dia hianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanara-maso ahy sy nijery
Noho 'reo ykpuwtz ranomasoko 'zay mijohy
Fiv
Hitanao ny wbofehb adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho fa mila anao
Mila anao
Tano aho ho eo akaikinao
hanaraka Anao, hianoka eo antratranao
F’izany no hetahetan’ity tononkira.serasera.org zanakao
Eo akaikinao ikpv no mba fikasakao,
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria hitako fa tsy misy hialàko
Hanatrehako ilay mazava be
Ho tsiahivinao anay avokoa,
Ny anjara asa avy Aminao
Mety angahiahy sy mila hitriatra ny fo
Satria marina ny fitsaranao
Mandritry ny andro hiainako ety
Atotory ahy koa ny lalàna
Ndrao misakana ny diako ho ary
Fa satria hianao dia hianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanara-maso ahy sy nijery
Noho 'reo ykpuwtz ranomasoko 'zay mijohy
Fiv
Hitanao ny wbofehb adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho fa mila anao
Mila anao
Tano aho ho eo akaikinao
hanaraka Anao, hianoka eo antratranao
F’izany no hetahetan’ity tononkira.serasera.org zanakao
Eo akaikinao ikpv no mba fikasakao,
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria hitako fa tsy misy hialàko
Hanatrehako ilay mazava be
Ho tsiahivinao anay avokoa,
Ny anjara asa avy Aminao
Mety angahiahy sy mila hitriatra ny fo
Satria marina ny fitsaranao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Telonohorefy FamonjenaVisites : 4372
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 19:37
