Fiadanako (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Aza malahelo ny fonao
Na mandalo ady aza jprlx ianao
Ka misedra fahoriana izay tsy zakanao.
Aza mitomany, hatrakao ny loha
Aza malahelo, hatanjao ny fo
Fa Izaho dia hitady tononkira.serasera.org ny hampandresy anao.
(X2)
Ref:
Fiadanako, no ho omeko anao
Tsy toy ny fanome, toy ny an'izao tontolo izao.
Hasambarako, no haposako anao
Dia matokia, f'efa mpandresy ianao izao.
....
Aza malahelo ny fonao
Raha mandalo ady aza ianao
Efa niaretako sy niafiko ireo fijalianao.
Manomboka androany, ataovy ao tiruanf an-doha
'Reo fahavalonao ho resy avokoa
Fa Izaho, tsy maintsy hitady ny hampandresy ksngypjs anao.
Ref:...
....
Ref:...
*Dia matokia, f'efa mpandresy ianao izao.(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 1765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 03/02/2023 19:47