MAHEREZA FOANA (TDL (True Direction Life))

https://tononkira.serasera.org/hira/tdl-true-direction-life/mahereza-foana-1

Ianao ilay nenjehina fatratra hatramin’izay
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay
Toa reraka ianao na dia niezaka niaritra ihany niady mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray

Mahereza foana ianao na maro aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao ho tahian’I Jesosy Kristtononkira.serasera.orgy
Mahereza foana ianao na mafy aza ny ady ety
Fa ianao sy ny ankohonanao ho tahian’I Jesosy Kristy

Lay sakaiza nantenaina nahafoy anao ka lasa tsy tia
Ireo fianakaviana dia efa nanadino satria
Toa reraka ianao na dia niezaka niaritra ihany niady mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray

Mahereza foana ianao…

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TDL (True Direction Life)
Mpamaky : 10130
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : niniekely
Tamin'ny : 05/05/2017 11:22:38
ID : 9461

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo