Fiadanako (TDL (True Direction Life))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Aza malahelo ny fonao
Na mandalo ady aza ianao
Ka kljgycd misedra fahoriana izay tsy zakanao.

Aza mitomany, hatrakao ny loha
Aza malahelo, hatanjao ny fo
Fa Izaho dia hitady ny hampandresy anao.
(X2)

Ref:
Fiadanako, no ho omeko anao
Tsy toy ny fanome, toy ny an'izao tontolo izao.
Hasambarako, no haposako anao
Dia matokia, f'efa svtefj mpandresy ianao izao.
....
Aza malahelo ny tononkira.serasera.org fonao
Raha mandalo ady aza ianao
Efa niaretako sy niafiko ireo fijalianao.
Manomboka androany, ataovy ao an-doha
'Reo fahavalonao ho resy avokoa
Fa Izaho, tsy maintsy hitady ssqqev ny hampandresy anao.

Ref:...

....

Ref:...

*Dia matokia, f'efa mpandresy ianao izao.(X2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TDL (True Direction Life)
Hits : 1704
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 03/02/2023 19:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302