Fiadanako (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Aza malahelo ny fonao
Na mandalo ady aza ianao
Ka quvlm misedra fahoriana izay tsy zakanao.
Aza mitomany, hatrakao ny loha
Aza malahelo, hatanjao ny fo
Fa Izaho dia hitady ny hampandresy anao.
(X2)
Ref:
Fiadanako, no ho omeko anao
Tsy toy ny fanome, toy ny an'izao tontolo izao.
Hasambarako, no dhghzqnc haposako anao
Dia matokia, f'efa mpandresy ianao izao.
....
Aza malahelo ny fonao
Raha mandalo ady aza ianao
Efa niaretako sy niafiko ireo fijalianao.
Manomboka androany, ataovy tononkira.serasera.org ao an-doha
'Reo fahavalonao ho resy avokoa
Fa Izaho, tsy maintsy hitady ny hampandresy anao.
Ref:...
....
Ref:...
*Dia matokia, f'efa mpandresy ianao eyihipxw izao.(X2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TDL (True Direction Life)Visites : 1764
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 03/02/2023 19:47