HERY SY FAHEFANA (TDL (True Direction Life))

https://tononkira.serasera.org/hira/tdl-true-direction-life/hery-sy-fahefana-1

Izy no namonjy ahy, Izy no nanavotra ahy
Nofenoin’ny Fanahiny aho ka tonga olom-baovao
Izy no namonjy ahy, Izy no nanavotra ahy
Nofenony Fanahy aho ka tonga olom-baovao

Omeo azy ny voninahitra mandrakizay
F’efa ananany ny hery sy ny fahefana tononkira.serasera.orghamonjeny izao tontolo izao
Mendrika Azy ny voninahitra mandrakizay
F’efa ananany ny hery sy ny fahefany hamonjeny izao tontolo izao
Mandrakizay

Efa akaiky ny ora iverenany ka andao hibanjina izay hiafarany
Efa akaiky ny ora iverenany ka andao hibanjina izay hiafarany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TDL (True Direction Life)
Mpamaky : 5387
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : niniekely
Tamin'ny : 05/05/2017 09:49:27
ID : 9457

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo