Nenina (TDL (True Direction Life))

https://tononkira.serasera.org/hira/tdl-true-direction-life/nenina-2

Tsy hoe niniako atao,             
Ireo zavatra nandraranao ahy
Fa mbola eo foana ny maha olombelona ahy, 
Nefa indrisy raha azo atao
Henoy izao fitarainako izao,
Ianao mahalala izay hevitra hihevera ahy.

Naha efa leo ahy aza ianao
Izao tTsiky dia ampysy ho lao hitaraina aminao
Na efa tofoka mijery ahy
Tonga  eto aho hifona indray..

Tsy oe ny tiako atao,
F'izay rehetra rehetra sitraponao
Fa mbola eo foana ny maha olo-meloka ahy,
Ka anio miangavy anao
Mba enoy izao fitarainako izao
Ianao mahalala izay fomba itondranao ahy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TDL (True Direction Life)
Mpamaky : 6894
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Feyfeh
Tamin'ny : 02/10/2017 04:12:46
ID : 10030

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo