Nenina (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe niniako atao,
Ireo zavatra yzgcp nandraranao ahy
Fa qgxuym mbola eo foana ny maha olombelona ahy,
Nefa indrisy raha azo atao
Henoy izao fitarainako izao,
Ianao mahalala izay hevitra hihevera ahy.
Naha efa leo ahy aza tononkira.serasera.org ianao
Izao tsy ho lao hitaraina aminao
Na efa tofoka mijery ahy
Tonga eto aho hifona indray..
Tsy oe ny tiako atao,
F'izay rehetra rehetra sitraponao
Fa mbola eo foana ny maha olo-meloka ahy, dzjonvfc
Ka anio miangavy anao
Mba enoy izao fitarainako izao
Ianao mahalala izay fomba itondranao ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 13242
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Feyfeh
Daty : 02/10/2017 06:12