Nenina (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe niniako atao,
Ireo zavatra nandraranao ahy
Fa mbola eo foana ny maha olombelona ahy,
Nefa indrisy raha azo atao
Henoy izao fitarainako izao,
Ianao mahalala izay hevitra tononkira.serasera.org hihevera ahy.
Naha efa leo ahy aza ianao
Izao tsy ho lao hitaraina aminao
Na efa tofoka mijery dikixl ahy
Tonga eto aho hifona indray..
Tsy oe ny tiako atao,
F'izay rehetra jipy rehetra sitraponao aixqsuau
Fa mbola eo foana ny maha olo-meloka ahy,
Ka anio miangavy anao
Mba enoy izao fitarainako izao
Ianao mahalala izay fomba itondranao ahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TDL (True Direction Life)Visites : 13241
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Feyfeh
Date : 02/10/2017 06:12