Lapa tsara indrindra (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Ny fonao dia lapa tsara rindraTian’i Jesosy hidirana indrindra
Miandry Izy mba hidanadana ny fonao
Hidirany hanjaka irery ao) x2
Ref: (Omeo an’ilay Mpanjaka, ny seza ao anatinao
Fa Izy no tompondaka mendrika irery ny hipetraka ao
Fa Izy e no Mpanjaka e
Mpanjaka, Mpanjaka tompon’ny laka e) x 2
2-(Ny tenanao dia lapa tsara rindra
Irian’i Jesosy hidirana indrindra
hitady toerana madio anatin’ny fonao
hidirany hanjaka irery ao) x2
Ref : …
Asandrato ny Mpanjaka
Asandrato ny Mpanjaka e
Asandrato ny Mpanjaka
(Omeo an’ilay Mpanjaka, ny seza ao anatinao
Fa Izy no tompondaka mendrika irery ny hipetrak’ao
Fa Izy e no Mpanjaka e
Mpanjaka, Mpanjaka tompon’ny laka e) x 2
Mpanjaka e,
(Fa Izy e no Mpanjaka e
Mpanjaka, Mpanjaka tompon’ny laka e) x 2
Fa Izy irery, fa Izy irery
Fa Izy e no Mpanjaka e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 10945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoson.laingo
Daty : 01/06/2016 23:14