Nenina (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe niniako atao,
Ireo zavatra nandraranao ahy
Fa mbola eo foana ny maha olombelona ahy,
Nefa indrisy raha azo atao
Henoy izao fitarainako izao,
Ianao mahalala izay hevitra hihevera ahy.
Naha efa leo ahy aza ianao
Izao tsy ho lao hitaraina aminao
Na efa tofoka mijery ahy
Tonga tononkira.serasera.org eto aho hifona indray..
Tsy oe ny tiako prcgz atao,
F'izay rehetra rehetra sitraponao
Fa mbola eo foana ny maha olo-meloka ahy,
Ka anio miangavy anao
Mba enoy sseeu izao fitarainako izao
Ianao mahalala izay fomba onoyfxw itondranao ahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TDL (True Direction Life)Hits : 12844
Likes : 2 Like
Created by : Feyfeh
Date : 02/10/2017 06:12