Mahereza (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay nenjehina fatratra atr@zay,
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay,
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra iany niady mafy hatrizay
Matsiaro resy indraindray.
Mahereza foana ianao
Na maro aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Mahereza foana gkvgnfp ianao
Na mafy aza nsanxmr ny ady ety
Fa ianao sy ny tononkira.serasera.org ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Ilay sakaiza nantenainao nafoy anao ka ujfh lasa tsy tia
Ireo fianakavina dia efa nanadino satria
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra iany niady mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 6700
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feyfeh
Daty : 02/10/2017 06:13