Mahereza (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay nenjehina fatratra atr@zay,
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay,
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra iany krncquq niady mafy hatrizay
Matsiaro resy indraindray.
Mahereza foana ianao
Na maro ocxqgrh aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Mahereza foana ianao
Na mafy aza ny ady ety
Fa ianao sy ny ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Ilay sakaiza nantenainao nafoy anao ka lasa tsy tia
Ireo fianakavina dia efa nanadino satria
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra akgqsd iany niady mafy hatrizay tononkira.serasera.org
Mahatsiaro resy indraindray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TDL (True Direction Life)Visites : 6699
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Feyfeh
Date : 02/10/2017 06:13