Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahereza (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gfjsi Ianao ilay nenjehina fatratra atr@zay,
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay,
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra iany niady mafy hatrizay
Matsiaro resy indraindray.
Mahereza foana ianao
Na maro aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao lnbg
Ho tahin'i jesosy kristy.
Mahereza foana ianao
Na mafy aza ny ady ety
Fa ianao sy ny ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Ilay sakaiza nantenainao nafoy anao ka lasa tsy tononkira.serasera.org tia
Ireo fianakavina dia efa nanadino satria
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra iany niady mfobp mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TDL (True Direction Life)Hits : 6608
Likes : 0 Like
Created by : Feyfeh
Date : 02/10/2017 06:13