Voninahitra Ho an'Andriamanitra (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Prelude :
An-taona maro no niandrasana
Samy nahatsiaro ireo fahamarinana
Izay tany aloha indro osjfagr efa to
Fa teraka Ilay Mpanjaka Lehibe
Ka lxtcdlam aoka isika samy mihoby Azy re
Indro aho milaza teny soa
Fifaliam-be ho an'ny olon-drehetra
Indro teraka ao Betlehema
Ilay Mpanjaka dia Kristy Jesoa
Teraka ny Tompo, Haleloia
Ndeha hankalaza ny Anarany
F'Izy no Mpamonjy, Haleloia
Fiadanana ho an'ny olony
Voninahitra anie
Ho Andriamanitra ao tononkira.serasera.org amin'ny Avo Indrindra
Fiadanan-dehibe
Ho an'ny olona ankasitrahany
(×2)
(Interlude)
Teraka ny iyslqn Tompo, Haleloia
...
Voninahitra anie
...
(Miakatra clé)
Voninahitra anie
...
Ho an'ny olona
Ho an'ny olona
Ho an'ny olona ankasitrahany
An-taona maro no niandrasana
Samy nahatsiaro ireo fahamarinana
Izay tany aloha indro osjfagr efa to
Fa teraka Ilay Mpanjaka Lehibe
Ka lxtcdlam aoka isika samy mihoby Azy re
Indro aho milaza teny soa
Fifaliam-be ho an'ny olon-drehetra
Indro teraka ao Betlehema
Ilay Mpanjaka dia Kristy Jesoa
Teraka ny Tompo, Haleloia
Ndeha hankalaza ny Anarany
F'Izy no Mpamonjy, Haleloia
Fiadanana ho an'ny olony
Voninahitra anie
Ho Andriamanitra ao tononkira.serasera.org amin'ny Avo Indrindra
Fiadanan-dehibe
Ho an'ny olona ankasitrahany
(×2)
(Interlude)
Teraka ny iyslqn Tompo, Haleloia
...
Voninahitra anie
...
(Miakatra clé)
Voninahitra anie
...
Ho an'ny olona
Ho an'ny olona
Ho an'ny olona ankasitrahany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 1121
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 21/10/2024 12:45
