Hihaona aminao (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanatrehanao, ny fiandriananao
No faniriako odvwjvug miloatra avy ao am-po.
Ny voninahitrao mamirapiratra
Misarika ahy haniry fatratra
Hihaona aminao.
Ka ny fanahiko mangetaheta anao
Ny saina sy ny fo miandry mxcuis mitalaho.
Raha toa ka mety ianao, na tsy mendrika aza aho.
Henoy izao faniriana izao.
Hihaona aminao.
Mba henoinao ry Ray izany fanirianay
Te hihaona eto izao hiankohoka hitsaoka anao
Tompo ô, miandrandra anao izahay.
Hidera anao ilay mpanjakanay.
Mba henoinao ry Ray izany fanirianay
Te hihaona eto izao hiankohoka hitsaoka anao
Tompo ô, miandrandra anao izahay.
Hidera anao, anio, mandrakizay.
Mankalaza anao ry Ray
tonga eto aminay
Dia ny voninahitrao mameno izao rehetra izao
Tompo ô, mitsaoka ybkwvdr anao izahay.
Hidera anao ilay mpanjakanay.
Mankalaza anao ry Ray
tonga eto aminay
Dia ny voninahitrao mameno izao rehetra izao
Tompo ô, mitsaoka anao tononkira.serasera.org izahay.
Hidera anao ilay mpanjakanay.
Tompo ô, mitsaoka anao izahay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 1289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 07/09/2024 08:22