TENA FITIAVANA (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia madio sy marina
Fitia tsy namboamboarina
Fitia tsy an-tendromolotra,tsy natao tsolotra
Fa ny fo no manolotra
Fitia tsy manao otri-po
Fitia manaja ny hzyxqyda Tompo
Ka na fitiavan'olon-droa
Dia teny iray tokoa no tanjona eo aloha
Ref: Hanorina akany vao
cvsj Hifankatia sy honina ao
Ho vonona hifanampy
Fa tena tokiny Jeso 'Lay vatolampy
begpskyp Ka raha tojo izay manjo, tsy mba ho kivy fo
tononkira.serasera.org Fa manana mialoha
Jehovah ô!! Meteza Ianao
Lazao izay tokony atao
F'Ianao no namorona, naneho fa sorona
No fitiavana marina
Tsy misy manam-pitiavana lehibe noho izao
Dia ny manolotra ny ainy ho fanavotana
Ka raha hitia ianao, fantaronao dieny izao
Izay no filamatra vao handroso ao
Fitia tsy namboamboarina
Fitia tsy an-tendromolotra,tsy natao tsolotra
Fa ny fo no manolotra
Fitia tsy manao otri-po
Fitia manaja ny hzyxqyda Tompo
Ka na fitiavan'olon-droa
Dia teny iray tokoa no tanjona eo aloha
Ref: Hanorina akany vao
cvsj Hifankatia sy honina ao
Ho vonona hifanampy
Fa tena tokiny Jeso 'Lay vatolampy
begpskyp Ka raha tojo izay manjo, tsy mba ho kivy fo
tononkira.serasera.org Fa manana mialoha
Jehovah ô!! Meteza Ianao
Lazao izay tokony atao
F'Ianao no namorona, naneho fa sorona
No fitiavana marina
Tsy misy manam-pitiavana lehibe noho izao
Dia ny manolotra ny ainy ho fanavotana
Ka raha hitia ianao, fantaronao dieny izao
Izay no filamatra vao handroso ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 9330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 18/02/2016 14:42
