Anaranao (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anarana rfaokkad hafakely sy miavaka
Ny Anaran'ilay Tompoko
Antsoina foana rehefa hivavaka
Manala ny Gadra ao am-po
2. Ny olana 'zay miseho amin'ny fiainako
Dia samy ho maivana avokoa
Raha vao tononiko ilay Anarany
Dia homba ahy bzgtgwtc ny Heriny
Refrain: HOSANA HO ANAO Ry Mpanjakako
Fa tsy hay ampitahaina ry Tompo
Izany fahalebeazan'ny Herinao
Deraina Ianao Ry Mpanjakako
Fa ny fahalemeko noho ny herinao
Dia ny isehoan'ny Voninahitrao
3.Ilay satana mandositra avy hatrany
Raha vao mandre ny Anarany
Isika tononkira.serasera.org koa afaka ny miantso izany
Fa hiseho ny heriny
HOSANA HO ANAO ...
Nefa nkjb tsy mba natao ho fianianana
Na hantsoina fahatany ny Anarany
Fa Masina x3 Jehovah Ray
HOSANA HO ANAO ...
Ny Anaran'ilay Tompoko
Antsoina foana rehefa hivavaka
Manala ny Gadra ao am-po
2. Ny olana 'zay miseho amin'ny fiainako
Dia samy ho maivana avokoa
Raha vao tononiko ilay Anarany
Dia homba ahy bzgtgwtc ny Heriny
Refrain: HOSANA HO ANAO Ry Mpanjakako
Fa tsy hay ampitahaina ry Tompo
Izany fahalebeazan'ny Herinao
Deraina Ianao Ry Mpanjakako
Fa ny fahalemeko noho ny herinao
Dia ny isehoan'ny Voninahitrao
3.Ilay satana mandositra avy hatrany
Raha vao mandre ny Anarany
Isika tononkira.serasera.org koa afaka ny miantso izany
Fa hiseho ny heriny
HOSANA HO ANAO ...
Nefa nkjb tsy mba natao ho fianianana
Na hantsoina fahatany ny Anarany
Fa Masina x3 Jehovah Ray
HOSANA HO ANAO ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 2924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/02/2024 08:52
