Tsiaro (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niaraka nifaly teto izahay
Niaraka nidera tononkira.serasera.org anao ry ray
E tsaroanay foana, toa hita manoloana ireo sangisangy hatrizay
Niaraka nikaroka ihany koa
Mba hikatsaka izay mahasoa
Rehefa nila kivy, fa tojo zay tsy fidy
Dia niantso anao zahay jesoa
Na dia efa lasanao izy
Ho tsaroako ny fitiaavany
Niezaka hatrany, nanome ny mamy
Ho dpbepkgq anay ankohonany marina fa misy ny alahelo
Olombelona mety hisento
Fa matoa mitraka, ry jesoa o mpanjaka
Eo ianao lay fanamperako
Tamin'izahay, zhgxwxi nitomany
Nitaraina sy niondrika tamin'ny tany
Tompo o aiza ianao,fa toa maizim-pito zao tontolo rehetra izao
Hoy bsszksvr ianao taminay, ho tsapanao ihany ny anton'io rahatrizay
Fa minoa, ahazoanao fiandanam-po
Na dia efa lasanao izy
Ho tsaroako ny fitiaavany
Niezaka hatrany, nanome ny mamy ho anay ankohonany
Tompo o hafoiko ho anao izy
Ho tsaroako ny fitiaavany
Niezaka hatrany, nanome ny mamy ho anay ankohonany
Misaotra anao aho ray mpahary!!!!

--------
Rohy:
Hevitra
tsilavinaina
(
02/08/2018 19:59)
Ahatsiarovako an'ilay Reniko nandao anay, Mandriam-piadanana Neny malala
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 11244
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsilavinaina
Daty : 02/08/2018 20:20