Voninahitra Ho an'Andriamanitra (Tarika Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Prelude :
An-taona maro no niandrasana
Samy nahatsiaro ireo fahamarinana
Izay tany aloha indro efa to
Fa teraka Ilay Mpanjaka Lehibe
Ka aoka isika samy mihoby Azy re

Indro aho milaza teny soa
Fifaliam-be ho an'ny olon-drehetra
Indro teraka ao Betlehema
Ilay Mpanjaka dia Kristy Jesoa

Teraka ny Tompo, Haleloia
Ndeha hankalaza ny Anarany
F'Izy no Mpamonjy, Haleloia
Fiadanana ho an'ny olony

Voninahitra anie
Ho Andriamanitra ao amin'ny Avo Indrindra
Fiadanan-dehibe
Ho an'ny olona ankasitrahany
(×2)

(Interlude)

Teraka ny Tompo, Haleloia
...
Voninahitra anie
...

(Miakatra clé)
Voninahitra anie
...
Ho an'ny olona
Ho an'ny olona
Ho an'ny olona ankasitrahany
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Vonjy
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 21/10/2024 12:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763